Hankany amin'ny vontoatiny

BASF

Avy amin'i Wikipedia
BASF
Image
Indostriasimika
FoibeLudwigshafen
Mpiasa
Mpitarika
FirenenaImage Alemaina.
Famokarana
Varotra
Taona nanorenana1865
Image
BASF
Image
BASF magnetband 1970

Ny orinasa BASF SE dia miorina amin'ny Ludwigshafen, Image Alemaina.

Misy solontena any amin'ny firenena 93 ary miasa toerana famokarana 234. Raha resaka varotra, BASF no orinasa simika lehibe indrindra eran-tany.

Ny orinasa dia manana ny fiaviany ao amin'ny Badische Anilin- & Sodafabrik, naorina tao Mannheim tamin'ny 1865. Satria tsy nisy toerana mety hita tao, dia naorina tamin'io taona io ihany ilay orinasa vaovao teo amin'ny sisin'ny reniranon'i Rhin ao Ludwigshafen.