Fefy
Fiseho

Ny fefy dia rafitra manodidina tany na tokontany iray, na misy trano na zavatra hafa naorina ny eo amboniny na tsia. Zavatra namboarin' olona natao hamaritra ny sisin-tany sy hanakana ny olona na biby tsy hiditra na hivoaka ilay faritra izy io. Mety hatao fefy koa ny hady na ny zavamaniry (fefy zavamaniry).