Hankany amin'ny vontoatiny

reny

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Image Anarana iombonana

reny

  1. Fiteny ampiasana mba hanehoana fanajana sy fiheverana vehivavy be taona.
    • Tiavo sy hajao ny reninao.
  2. Vehivavy izay niteraka olona.
Image Jereo koa : reñy, rény

Katalana

[Ovay]

Image Anarana iombonana

reny

  1. ny famaizana

Image Fanononana

Image Tsiahy