Hankany amin'ny vontoatiny

Napoli

Avy amin'i Wikipedia

40°50′N 14°15′E / 40.833°N 14.250°E / 40.833; 14.250

Napoli
Image
Velarantany117,27 km2
Haavo
Isan'ny mponina913 462
Ben'ny tanànaDon Camillo
FirenenaImage Italia
Fanjakana
Faritany
FaritraImage Campania
Tanàna mifanolo-bodirindrinaNapoli
Image
Napoli

I Napoli dia tanàna renivohitry ny faritr' i Campania ao Italia. Izy no tanàna fahatelo ao Italia raha ny isan' ny mponina no heverina ary fahenina ambin' ny folo ao amin' ny Vondrona Eorôpeana ary koa faharoa (aloha an' i Rôma) na fahasivy raha ampidirina ny manodidina azy. Izy koa no tanàna faharoa lehibe indrindra any amin' ny faritr' i Mediteranea any Eorôpa, aorian' i Barcelona.

I Napoli no tanànan' ny pasta sy pizza ary ny vehivavy tsara tarehy. Ny isan' ny mponina ao aminy dia 913 462 tamin' ny taona 2023.

Tendrombohitra

[hanova | hanova ny fango]

Jereo Koa

[hanova | hanova ny fango]