Hankany amin'ny vontoatiny

Pandanales

Avy amin'i Wikipedia
Image
Pandanus tectorius

Ny Pandanales dia filaharan-javamaniry mamony tokan-dravin-tsimoka. Ao amin' ny fanasokajian' i Cronquist (1981) dia tsy ahitana afa-tsy fianakaviana iray ihany ity filaharana ity (Pandanaceae). Ao amin' ny fanasokajiana filôjenetika kosa ity filaharana ity dia ahitana fianakaviana maromaro.

Fanasokajiana

[hanova | hanova ny fango]

Ao amin' ny fanasokajiana filôjenetika APG (1998), ny firafitr' ity filaharana ity dia ahitana ireto fianakaviana ireto:

Ao amin' ny fanasokajiana APG II (2003) sy APG III (2009), ny fitanisana ny fianakaviana dia nisy fanovana kely: