Teny filamatra
Fiseho

Ny teny filamatra dia fehezanteny fohy na fanehoana an'ohatra mamaritra ireo mpanetsika na ireo kinasan' olona iray, vondrona sosialy, fikambanana, na andrim-panjakana, misafidy azy idealy, ho fitsipi-pitondran-tena, na ho fahatsiarovana ny lasa mamirapiratra.
OHATRA
[hanova | hanova ny fango]Ireto misy filamatra sasany :

Velarana telozoron'ny fiangonan'i Aups, ao Var .


- France sy Haïti : « Liberté, Égalité, Fraternité » ;
- Algérie : « Avy amin'ny vahoaka sy ho an'ny vahoaka » ;
- Maroc : « Andriamanitra, ny firenena, ny mpanjaka » (Allah, Al watan, Al Malik), ;
- Royaume-Uni : « Dieu et mon droit » no teny filamatry ny mpanjakan'i Royaume-Uni ; ary « Honi soit qui mal y pense » kosa ny an'ny ordre de la Jarretière, izay ny mpanjaka ihany no lehibeny ;
- Belgique : « L'union fait la force », izay teny filamatr'i Acadie ihany koa, sy amin'ny fiteny hafa ao Angola, Bulgarie, ary Malaisie sy Brooklyn (jereo l'article correspondant amin'ny fampiasana hafa) ;
- Suisse : « Unus pro omnibus, omnes pro uno » no teny filamatra nentin-drazan'i Suisse, na dia tsy ofisialy aza ; nadika ho « Einer für alle, alle für einen » amin'ny teny allemand, « Iray ho an'ny rehetra, ny rehetra ho an'ny iray » amin'ny teny français ary « Uno per tutti, tutti per uno » amin'ny teny italien ;
- Pays-Bas : « Je maintiendrai » ;
- Brésil : « Ordem e Progresso », Midika hoe « Lamina sy fandrosoana » ;
- Espagne : « Plus ultra », midika hoe « Mbola ankoatra » ;
- États-Unis : « In God We Trust », midika hoe « Amin'Andriamanitra inoanay » na hoe « E pluribus unum » midika hoe « Avy amin'ny maro, tokana »[1] ;
- Canada : « A mari usque ad mare », signifiant « D'un océan à l'autre » ;
- Québec : « Je me souviens » ;
- Tanànan'i Paris: « Fluctuat nec mergitur », midika hoe « Resin'ny onja, fa tsy rendrika » ;
- Tchéquie : « Pravda vítězí », midika hoe « Ny marina handresy » ; izay ihany koa ny teny filamatr'i Tchécoslovaquie teo aloha ;
- Monaco : « Deo juvante », teny latina midika « Amin'ny fanampian'Andriamanitra » ;
- Allemagne : « Einigkeit und Recht und Freiheit », midika hoe « Iray sy Mahitsy ary Fahafahana » ;
- Union européenne : « In varietate concordia » (« Tafaray anaty fahasamihafana ») ;
- Burundi : « Ubumwe Ibikogwa Amajambere », midika « Unité, Travail, Progrès » ;
- Mouvement anarchiste : « Tsy andriamanitra tsy tompo ».
Mari-piandrianana
[hanova | hanova ny fango]Amin'ny mari-piandrianana, matetika ny teny filamatra aseho amin'ny ampinga famantarana, indrindra fa atao sary horonana eo ambanin'ny ampinga, raha toa ka apetraka eo amboniny ny hiakan'ady.
Naoty sy tondro
[hanova | hanova ny fango]- ↑ (English) http://www.treas.gov/education/fact-sheets/currency/in-god-we-trust.shtml, sur le site du département du trésor américain.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Bibliôgrafia
[hanova | hanova ny fango]- Alphonse Chassant sy Henri Tausin :
- Dictionnaire des devises historiques et héraldiques (ahitana ihany koa cris de guerre), Paris, J-B Dumoulin éditeur, 1878, 3 volumes
- Supplément au dictionnaire des devises historiques et héraldiques, Paris, Librairie historique Émile Lechevallier, 1895, boky 2
- Michel Orcel et Alban Pérès :
- Dictionnaire raisonné des devises, tome I, ARCADES AMBO, Paris-Nice, 2017
- Dictionnaire raisonné des devises, tome II, ARCADES AMBO, Paris-Nice, 2020