Hankany amin'ny vontoatiny

Henry III (Angletera)

Avy amin'i Wikipedia
Henry III (Angletera)
Image
Ankapobeny
AnaranaHenry III (Angletera)
Teraka1 Oktobra 1207
Toerana-
Maty16 Novambra 1272
Fiaviana sy ny andraikitra
FirenenaImage Angletera
Asa :Tsy fantatra
Fiainana manokana
Image
Henry III of England

Henry III (Angletera), teraka 1 Oktobra 1207 - 16 Novambra 1272), fantatra koa amin'ny anarana hoe Henry of Winchester, dia Mpanjakan'i Image Angletera, Tompon'i Irlandy, ary Duke of Aquitaine nanomboka tamin'ny 1216 ka hatramin'ny nahafatesany tamin'ny 1272.

izy no zanaky ny Mpanjakan'i John.

Tamin'ny 1230, ny Mpanjaka dia nanandrana ny handresy indray ny faritanin'i Image Frantsa izay an'ny rainy taloha, fa ny fananiham-bohitra dia lozabe.

Mpanjakan'Angletera

[hanova | hanova ny fango]
nodimbiasany Image Mpanjakan' Angletera mpandimby
John
1199-1216
Henry III
1216-1272
Edward I
1272-1307

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]