Hankany amin'ny vontoatiny

Roraima

Avy amin'i Wikipedia
Image
Saritanin'i Roraima
Image
Sain'i Roraima

I Roraima dia fanjakana federaly ao Brazila. Ny renivohiny dia Boa Vista. Ny velarantanin'ilay faritany dia 224 298,980 kilometatra toradroa ary ny isam-poniny dia 460 157.

Roraima dia manamorona ny fanjakana breziliana ao Image Pará sy Image Amazonas ary koa Image Venezoela sy Image Goiana.

Kaomininia

[hanova | hanova ny fango]


Image
Roraima

Ny hany fanjakana Breziliana manana fifandraisana amin'i Roraima dia Amazonas, amin'ny alàlan'ny BR-174, izay mampifandray ireo kaominina any atsimo amin'ireo kaominina ao avaratr'ilay fanjakana, ary tompon'andraikitra amin'ny fampifandraisana an'i Brezila amin'i Venezoela ihany koa. Ny BR-174 dia 992 kilometatra ny halavany ary mamakivaky ny faritanin'ny fanjakana avy any atsimo ka hatrany avaratra, miampita ny Reniranon'i Rio Branco (renirano) amin'ny haavon'i Caracaraí amin'ny alàlan'ny tetezana Caracaraí