Hankany amin'ny vontoatiny

Little Rock, Arkansas

Avy amin'i Wikipedia
Little Rock, Arkansas
- Image
Image
VelarantanyNC
Haavo
Isan'ny mponina193 524 mpo.
Ben'ny tanànaMark Stodola
FirenenaEtazonia
Fanjakana
FaritanyAlaska
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrinaJuneau

Little Rock dia renivohitra ny firenena ny Arkansas, ary izy no tanàna ngeza indrindra any Arkansas, miapita ny Little Rock ilay renirano Arkansas.

184.564 ny olona mipetraka any tamin'ny 2005, ra miampy ny tanàna ny North little rock, Sherwood sy Jacksonville, misy olona 660.000 no miaina any (2007), io izany ny tanàna be ny firenena.

Tamin'ny 1722, i Jean-Baptiste Bénard de la Harpe nanamboatra mpampita kômersialy eo amin'ny toerana La Petite Roche.

Tamin'ny 1821, Lasa renivohitra ny faritany ny Arkansas Little Rock, tanàna noforonina tamin'ny taona 1819, lasa firenena ny Arkansas tamin'ny 1836 ary Little Rock lasa renivohitra-ny.

Tamin'ny krizy ny Little rock tamin'ny taona 1957-59, tsy nisy intsony ny segregation any am-pianarana.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]